Entry mitody (tody)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] tonga eo amin'ny fitodiana [Rakotosaona 1972]
   Tonga an-tseranana: Amin' ny i jolay no hitody ao Toamasina ny sambo Tanamasoandro [Rajemisa 1985]
English definition   to arrive (of a vehicle, a ship or a plane) [Hallanger 1973]
French definition   arriver à destination (se dit des véhicules, des avions et des navires) [Hallanger 1974]
Morphology  
mitody
nitody
hitody
mitodia

Updated on 2012/09/24