|
|
|
|

Entry1  mitodika
Root  2  todika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy [1.1]
Explanations in English  5  to turn to look; to turn around, to turn toward something [1.7]
Explanations in French  6  tourner la tĂȘte vers quelque chose, se tourner vers quelque chose [1.8]
7  s'orienter vers, se diriger vers [1.13]
Examples  8  Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko. [2.471]
9  tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/10/04