Entry mitelina (telina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary [1.1]
Explanations in English To swallow [1.7]
Explanations in French Avaler [1.8]
Examples 
1Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. [2.424]
2tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406]
3Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285]
Morphology 
Present : mitelina
Past : nitelina
Future : hitelina
Imperative : mitelema
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/07/02