Entry mitefoka (tefoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mipoaka (toy ny fipoakan' ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy
¶ Mirefotra: Nitefoka ilay rantsankazo voahitsany ka taitra izy [Rajemisa 1985]
English definition to pop, to crackle, to explode [Hallanger 1973]
French definition craquer, péter comme un coup de fusil; exploser [Hallanger 1974]
Morphology 
mitefoka
nitefoka
hitefoka
Quotes 

Updated on 2012/09/23