Entry mitebiteby (tebiteby)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona ny rivodoza: nitebiteby daholo ny iray tanàna
¶ Be ahiahy, very hevitra: Tsy tokony hitebiteby ianao raha tsy nanao ratsy tsinona [Rajemisa 1985]
English definition   to be apprehensive, to tremble with foreboding [Hallanger 1973]
French definition   se troubler, trembler d'inquiétude [Hallanger 1974]
Morphology  
mitebiteby
nitebiteby
hitebiteby
mitebitebe

Updated on 2012/09/23