|
|
|
|

Entry1  mitavy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] manao tavy na tanimbary ala
4  [1.78] [Taisaka] mikapa ala hambolem-bary
5  [1.78] [Bara] mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy
6  [1.78] [Tanala] mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary)
7  [1.13] mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka
Explanations in French  8  [1.13] défricher
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Anagrams  12  mitavy, tiavim, vitaim

Updated on 2020/07/31