|
|
|
|

Entry1  mitavy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3 [Antambahoaka] manao tavy na tanimbary ala [1.78]
4 [Antesaka] mikapa ala hambolem-bary [1.78]
5 [Bara] mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy [1.78]
6 [Tanala] mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary) [1.78]
7 mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka [1.13]
Explanations in French  8 défricher [1.13]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Updated on 2026/02/04