Entry mitarozaka (tarozaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io
Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany [1.1]
Explanations in English To hang down, to hangout [1.2]
Explanations in French être long, fluet et pendant, pendiller
être redit sans cesse, durer longtemps [1.3]
Morphology 
Present : mitarozaka
Past : nitarozaka
Future : hitarozaka
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20