Entry | 1 mitaona |
Root | 2 taona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra 5 [1.13] mitatitra zavatra |
Explanations in French |
6 [1.3#681] Charrier, porter ; entraîner, pousser, tenter 7 [1.13] transporter |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mitaona |
Anagrams | 14 anitoam, itamoan, itaoman, manaito, mañatoy, manitoa, maotina, matinao, miantoa, mitanoa, mitaona, niatoam, nitamoa, nitaoma, taminao, tamoina, tamonay, taomina |
Updated on 2022/12/19 |