Entry mitanjozotra (tanjozotra (zojotra (zotra)))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra [1.1]
Explanations in French Se suivre, se succéder sans interruption: Nitanjozotra ny vahoaka nankany an-tsena (La foule qui allait au marché se succédait sans interruption) [1.3]
Examples 
1Milahatra mifanao aloha sy aoriana izy rehetra, ka mitanjozotra lavabe [2.69]
2Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324]

Updated on 2023/02/18