Entry mitangitrika (tangitrika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Milentika ao anaty
¶ Miboiboika, mifantsitsitra: Mitangitrika avy amin' ny hozadra ny ra [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitangitrika
nitangitrika
hitangitrika

Entry mitangitrika
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanala] mihazakazaka [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31