Entry mitanatana (tanatana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misokatra tanteraka (filaza amin' ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika, ny vavany nitanatana [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitanatana
nitanatana
hitanatana
Quotes 

Updated on 2010/05/14