|
|
|
|

Entry1  mitampisaka
Root  2  tampisaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy: Mitampisaka amin' ny vody vilany ny ampango
Miankina akaiky dia akaiky: Nitampisaka tao am-baravarana tao izy
Explanations in English  5  [1.2] to shrink up of one's self, to appear flat, to press against the side of anything. See tampify (fify).
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  mampitsaika, mitampisaka

Updated on 2022/09/14