Entry | mitampina (tampina) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? [1.1] | ||||||
Explanations in English | To be plugged, to be corked [1.7] | ||||||
Explanations in French | être bouché, obstrué [1.8] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Updated on 2023/07/24 |