Entry | 1 mitambororotra |
Root | 2 tambororotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin' izao andro izao Mitaredretra Maty tsikelikely |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |