Entry mitambezo (tambezo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany [1.1]
Morphology 
Present : mitambezo
Past : nitambezo
Future : hitambezo
Imperative : mitambezoa

Updated on 2023/01/05