Entry mitambatra (tambatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
¶ Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity
¶ Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity [Rajemisa 1985]
 tsy misaratsaraka [SLP 1986]
Explanations in English to join, to be together [Hallanger 1973]
Explanations in French être joint; être réunis: être additionné [Hallanger 1974]
 en bloc [SLP 1986]
Morphology 
mitambatra
nitambatra
hitambatra
mitambara
Quotes 

Updated on 2020/07/31