Entry mitaky (taky)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho
Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo
Mitovy hevitra: maka ny an' ny tena ~ mamoritra ~ mampandoa ~ manao tadidin' ny mpanaraka ~ manao takin' adala ~ manaraka ~ mihady levenambola [1.1]
Explanations in English To demand one's due [1.7]
Explanations in French Réclamer, réclamer son dû [1.8]
Examples 
1Mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; [2.69]
2Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895]
Morphology 
Present : mitaky
Past : nitaky
Future : hitaky
Imperative : mitakia
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/04