Entry |
mitakizina
(takizina (izina))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitoetra amin' ny maizina, tsy mamelon-jiro: Tianao angaha izao mitakizina izao no tsy mampirehitra labozia ianao [1.1]
|
Explanations in English | To be in the dark [1.7]
|
Explanations in French | être dans l'obscurité [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mitakizina |
Past : |
nitakizina |
Future : |
hitakizina |
Imperative : |
mitakizìna |
|
|
Entry |
mitakizìna
(takizina (izina))
|
Part of speech | imperative of active verb mitakizina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|