Entry mitaiza (taiza)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io
Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
Mitovy hevitra: mamelona ~ miahy ~ mikajakaja ~ mikanonkanona ~ mikarakara ~ miraharaha
Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [1.1]
Explanations in English To nurse, to bring up [1.7]
Explanations in French Nourrir, élever [1.8]
Examples Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? [2.324]
Morphology 
Present : mitaiza
Past : nitaiza
Future : hitaiza
Imperative : mitaizà
Compound words 
Proverbs 

Entry mitaizà (taiza)
Part of speech imperative of active verb mitaiza [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/06/13