|
|
|
|

Entry1  mitafy
Root  2  tafy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba!
Explanations in English  5  [1.2] to dress; to wear the Lamba.
6  [1.7] to dress, to wear clothes
Explanations in French  7  [1.8] se vêtir, porter tel vêtement
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mitafy

Anagrams  16  fitiam, matify, mitafy

Updated on 2023/01/20