Entry mitafoaka (tafoaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Feno be loatra ka mihoa-pefy: Efa mitafoaka ny rano ka esory amin' izay ny sininao
¶ Mamorivory, mandroatra, misafoaka: Mitafoaka ny vorimbavan' ny soavaly [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitafoaka
nitafoaka
hitafoaka

Updated on 2020/07/31