Entry misorona (sorona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
Morphology 
Present : misorona
Past : nisorona
Future : hisorona
Imperative : misoròna
Proverbs 

Entry misorona (sorona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
Examples Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470]
Morphology 
Present : misorona
Past : nisorona
Future : hisorona
Imperative : misoròna
Compound words 
Proverbs 

Entry misorona (sorona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
Explanations in English To be discreet [1.7]
Explanations in French être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
 être discret [1.8]
Morphology 
Present : misorona
Past : nisorona
Future : hisorona
Imperative : misoròna
Compound words 
Proverbs 

Entry misoroña
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Mivavaka [1.78]
  [Tanosy] Mangataka, mivavaka [1.78]

Entry misoròna (sorona)
Part of speech imperative of active verb misorona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/05/24