Entry | 1 misondrotra |
Root | 2 sondrotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao 5 [1.13] miakatra, mitombo |
Explanations in French |
6 [1.13] s'élever; augmenter 7 [1.196] former ses épis pour les céréales |
Examples |
8 Eo an-tampon' ny havoana kely misondrotra eo an-tsisin' ny tany lemaka no misy azy. [2.587#] 9 Tsy maninona anefa izany, ekenay an-tsitrapo, raha mba misondrotra sahala amin' ny zanaky ny olona ialahy. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |