Entry misolelaka (solelaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny
Marivo aty: Vilany misolelaka
Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io [1.1]
Examples Misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [2.472]
Proverbs 

Updated on 2023/01/20