Entry misoko (soko)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mandeha mora mba hisambotra [1.78]
 Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin' ny tamboho tao ny adala dia nangala-boankazo
Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita
Ampiasaina eo alohan' ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain' io matoanteny io no heviny amin' izany: Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsy nahatao an' ilay renikeliny [1.1]
Explanations in French Aller doucement, se faufiler, agir en cachette; faire, prendre, voler en cachette ; surprendre: Nisoko tao anatin’ ny tamboho izy ka nangalatra voankazo (Il s’est faufilé dans l’emplacement et a volé des fruits) ~ Nisoko namangy havana izy (Il est allé visiter ses parents en cachette) ~ Nisoko ny bokiko ilay kary (Ce coquin a volé mon livre en cachette) [1.3]
Examples 
1ary tsy miditra misoko amin'ity tany ity. [2.588]
2Misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296]
Morphology 
Present : misoko
Past : nisoko
Future : hisoko
Imperative : misokoa
Compound words 

Updated on 2023/05/14