Entry | misokatra (sokatra) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | [Taisaka] mivoha [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Afa-tsarona: Misokatra ny vata ¶ Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky ¶ Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity ¶ Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo ¶ Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery ¶ Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |