Entry misokaka (sokàka (kaka))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra
Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe [1.1]
 Misokatra kely [1.13]
Explanations in French Entrebâiller [1.13]
Morphology 
Present : misokaka
Past : nisokaka
Future : hisokaka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20