Entry misodisody (sodisody)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miverimberina manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra, mihaodihaody; mandehandeha manodidina: Misy olona misodisody manodidina ny tranony, hono, isan' alina [Rajemisa 1985]
Morphology 
misodisody
nisodisody
hisodisody
misodisodia

Entry misodisody
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] misavoana [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31