|
|
|
|

Entry (1/2)1  miso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Didy, lalàna: "Raha misy mandika ny miso napetraka, lavinay ambanilanitra ka matinay" (Tokim-panompoana fanao tamin' ny andron-dRanavalona reniny) [1.1]

Entry (2/2)4  miso
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Jereo meso [1.1]

Anagrams  7  miso, SIMO

Updated on 2020/07/31