Entry misitery
Part of speech noun
Explanations in French mystère: Ny misiterin' ny Trinité Masina (Le mystère de la Sainte Trinité) [Ranaivoson 2004]
Morphology 
misitery
misiterin'
misiterin-
misiterim-
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Betsaka tokoa ny zava-miafina (misitery) momba ny fiainan' olombelona. [Rabesata: Fanandroana]
2Vantany vao dify ny zoron-tamboho izy mianaka, dia niainga ny roa taminay hanaraka azy, fa nifanarahanay ny hanaovana izay hahalalana ity misitery momba ny eion' i Paritra ity. [Rabemolaly: Fary]

Updated on 2021/10/14