|
|
|
|

Entry1  misisy
Root  2  sisy
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4  Mikiky: Nisy voalavo nisisy an' ity mofo ity
5  Manitsy hazo fisaka amin' ny famaky, (tany) amin' ny angady: Dia tsy hahay hisisy hazo ve ianao?
6  Mahitsy, tsy mivaona: Hazo fisaka efa misisy io [1.1]
Examples  7  Ary raha ny andriana no manao trano, dia ny fitonjalolahy no manao sy misisy ny hazo, ary ny borozano maka, ary indraindray ny foloalindahy koa no maka azy sy ny andevo ny olona voa tendry haka. [2.48]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2023/01/20