Entry | misingotra (singotra) | ||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||
Malagasy definition | Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro ¶ Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka ¶ Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word misingotra | ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |