Entry |
misinda
(sinda)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | (teny tranainy) Mibilaka, mivena, misilaka [1.1]
|
|
Entry |
misinda
(sinda)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1]
|
Morphology |
Present : |
misinda |
Past : |
nisinda |
Future : |
hisinda |
Imperative : |
misindà |
|
|
Entry |
misindÃ
(sinda)
|
Part of speech | imperative of active verb misinda
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|