Entry | misidina (sidina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona [1.1] | ||||||||
Manidina [1.13] | |||||||||
Explanations in English | To fly high, to fly [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Voler dans l'air, voler [1.8] | ||||||||
Voler [1.13] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word misidina | ||||||||
Entry | misidìna (sidina) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb misidina | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |