Entry misesitra (sesitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka, Tanala] mitroka, mifoka paraky na sigara [Rakotosaona 1975]
  [Bara] mifoka [Rakotosaona 1975]
 mitsentsitra [SLP 1986]
French translation absorber [SLP 1986]
Morphology 
misesitra
nisesitra
hisesitra
Synonyms mitroka

Updated on 2020/07/31