Entry miseho (seho)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany
Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany
Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo
Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [1.1]
 Mitranga araka ny hita maso [1.13]
Explanations in French Apparaître [1.13]
Morphology 
Present : miseho
Past : niseho
Future : hiseho
Imperative : misehoa
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20