|
|
|
|

Entry1  misefosefo
Root  2  sefosefo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miaina mafy misesisesy: Misefosefo ilay zaza azon' ny miakatra be ny hafanany
Sempotsempotry ny hatezerana: Nisefosefo erý Rakoto avy any' ndeha hamely tehamaina ahy
Explanations in English  5  [1.7] to breathe with difficulty; to pant, to sob
Explanations in French  6  [1.8] respirer difficilement, haleter; sangloter
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Analogs  10  sanehaka, miehakehaka, miemponempona

Updated on 2023/01/20