Entry misazoka (sazoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitaky tsy an-drariny, an-keriny, maka tsy andrariny: Nisazoka vola tany amiko izy [Rajemisa 1985]
Morphology 
misazoka
nisazoka
hisazoka
misazoha

Updated on 2020/07/31