Entry misarika (sarika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro
Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny
Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1]
Explanations in English To pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [1.7]
Explanations in French Tirer; enlever avec la main [1.8]
Morphology 
Present : misarika
Past : nisarika
Future : hisarika
Imperative : misariha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20