|
|
|
|

Entry1  misarika
Root  2  sarika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro
5  Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny
6  Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1]
Explanations in English  7  to pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [1.7]
Explanations in French  8  tirer; enlever avec la main [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  marisika, misarika

Updated on 2023/01/20