Entry misaraka tsy misy maratra (saraka, tsy, isy, ratra)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny fisarahana vita fifanarahana ka samy tsy misy voakasika na ny andaniny na ny ankilany [1.1]

Updated on 2020/07/31