Entry misanga (sanga)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao sanga: Tsy endrehina an' Ibalita ny misanga [Rajemisa 1985]
Morphology 
misanga
nisanga
hisanga

Entry misanga
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] mihogo volo [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] mananjary ny volo, mihogo: Misanga sola ka mañoditre ( mihogo sola ka maratra ) [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31