Entry misampana (sampana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena
Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana
Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [1.1]
Examples Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany. [2.470]
Morphology 
Present : misampana
Past : nisampana
Future : hisampana
Imperative : misampàna

Entry misampàna (sampana)
Part of speech imperative of active verb misampana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20