Entry | 1 misambotra |
Root | 2 sambotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany |
Explanations in English |
5 [1.7] to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) |
Explanations in French |
6 [1.8] faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word misambotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |