Entry misambo-teny
Elementary words misambotra ; teny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao fanakianana avy hatrany amin' ny teny izay henony, ary dia iny no roritiny na tsy mbola reny aza ny teny rehetra mbola hambara aoriana [1.1]
Explanations in French Saisir au passage des paroles échappées; en profiter, se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive [1.3]

Updated on 2023/10/06