Entry misamboritra (samboritra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël)
Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba [1.1]
Morphology 
Present : misamboritra
Past : nisamboritra
Future : hisamboritra
Imperative : misamborita

Updated on 2023/01/05