Entry | 1 misalebona |
Root | 2 salebona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo Jereo salebolebo |
Explanations in French |
5 [1.54] avoir des nausées |
Vocabulary |
6 Health |
Morphology |
|
Synonyms | 10 maivivy, maloiloy, manamonaina, milebolebo, misalebolebo, misalembona, misolebileby |
Analogs | 11 dimpoana, fenofeno, masinaty, mihoaka, salontsolonina, salosonina, tahandoa |
Anagrams | 12 be lamosina, misalebona |
Updated on 2023/01/05 |