Entry |
misakafo
(sakafo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [1.1]
|
Explanations in English | To eat a meal [1.7]
|
Explanations in French | Prendre un repas [1.8]
|
Examples |
1 | antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
[2.470]
|
2 | Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
misakafo |
Past : |
nisakafo |
Future : |
hisakafo |
Imperative : |
misakafoa |
|
Proverbs |
|