Entry |
misafofoka
(safofoka (fofoka))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mianjera Voan' ny aretin-tampoka. [1.1]
|
Explanations in French | Tomber, être saisi d’une attaque [1.3]
|
Examples | Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy;
[2.587]
|
Morphology |
Present : |
misafofoka |
Past : |
nisafofoka |
Future : |
hisafofoka |
|
|